| Entry | 1 Fanahy Masina |
| Elementary words | 2 fanahy, 3 masina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala
6 Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [1.1] |
| Explanations in English |
7 the Holy Spirit, the third person of the Trinity.
[1.2] |
| Vocabulary | 8 Holy Scriptures |
| Updated on 2025/09/12 |
|